Tsara ny bio
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsara ny bio, Health/Beauty, Mahamasina.
23/12/2021
ESSENCE OF KANGAROO
Natao amahana ny olana eo amintsika lehilahy.
Mitsabo ny aretin'ny voa(rein) sady misoroka,ny prostate ihany koa.
Ho anao impuissant,tsy mety mahavelona filahiana,na malemy tsy mihenjana tsara,na koa mora tonga aloa loatra ny ranon'aina.Natokana ho anao ity.
Maro ireo efa nahita tombotsoa.koa raha mahaliana anao ary dia:
034 51 103 69
20/05/2021
KVG Kangaroo
Izy ity dia karazany iray @ Essence of kangaroo ihany.Mitsabo ny rein sy prostate ary ny fahatongavana aloa loatra,Mampitombo ny filahiana.Fa ny tena mampiavaka azy dia izy azo ampiasin'ny vehivavy.Mety tsara amin'ireny vehivavy tsy mety mahazo envie @ firaisana ara-nofo ireny.Tena tsara.
Fehiny: Mahavita ny asan'ny Essence of kangaroo tanteraka izy.
Koa raha mahaliana anao ary dia manao livraison izahay Tanà ville ary alefa collis na service rapide ny any am Faritra hafa
📲034 51 103 69.
07/05/2021
FITAHIANA TSARA
30/04/2021
ZAVA-DEHIBE EO AM FIAINANAO NY FANAJANAO NY TIA ANAO,MANAOVA NY SOA HATRANY HO AZY,OMEO FITIAVANA IZY MBA TSY HANENENANA INDRAY ANDRO
15/04/2021
ESSENCE OF KANGAROO.
Maro be ny vokatsoa azo avy amin'ity vokatra natoraly ity.
Ny Asany lehibe voalohany indrindra dia mitsabo ny aretin'ny voa izy ary koa manasitrana ny prostaty.
*Mitsabo ny aretina mamanilava
*Misoroka ny fahatongavana aloa loatra rehefa manao firaisana ara-nofo.
* Mamerina ny tanjakao sy ny herinao ho toy ny teo aloha .
*Manangeza ny filahiana ihany koa.
*Manala ny havizanana toy ny ranjo mavesatra,valahana marary lava ,loha marary lava,manala ny stress ihany koa.
Maro tokoa ireo vokatsoa azo aminy ,Noho ny maha bio azy dia tsy atahorana hisy effet secondaire izy ary azo antoka 100% ny fiasany.
Ny saina no mibaiko ny filahiana rehefa te hanao firaisana ny azy.tsy mitovy amin'ny vi**ra na enjoy.
Maro ireo efa nahita vokatsoa,koa raha mahaliana anao ary dia mba asio j'aime na partage kely.
Manao livraison izahay Tanà ville ary alefa collis na service rapide na Taxi-brousse any @ faritany.
📲034 51 103 69
06/03/2021
Voasarindravola.io dia fanafody vavony tena tsara satria na misy góka ary ny vavoninao dia vitany ny manentsina azy,ary tena haingana tokoa.
Fomba fampiasa azy: Ampangotrahina ny rano dia arotsaka ny tahony sy ny raviny .avela 5-7 minitra dia aangatsiahana dia sotroina 1kôpy maraina 1kôpy atoandro 1 kópy hariva.adiny1 alohan'ny sakafo.
Andramo fa tsara. Jereo eny @ pivarotra ravina
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Mahamasina