SOA MAT PRO Service

SOA MAT PRO Service

Share

SOA Mat.Pro.Sces vous offre ;
- Materiels (Informatiques,telephonies, electriques, quincailleries,

16/07/2020

Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny TENINAO. Misaotra Tompo oh.

(((((Ohabolana 24:16)))))
"Fa potraka im-pito ny marina, nefa tafarina ihany."
>>>

Misy safidy nataonao nefa tsy fantatrao na nety na tsia. Aza matahotra fa Andriamanitra mahay mandamina ny lalantsika. izy no miteny hoe:
“Fa izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany.” [Jeremia 29:11]

Hain’Andrimanitra ny manova ny halina mikitroka ho maraina vaovao, dia indro fa masoandro mibaliaka no handrakotra ny fiainanao. Raha sendra nisy namitaka ianao ka nanome anao poizina mahafaty izy ho solon’ny sakafo mahavelona. Dia aza matahotra fa Mahery ny Tompontsika, ary efa nomeny antsika ny fahefana hoe:
“Indro, efa nomeko fahefana hanitsaka menarana sy maingoka sy handresy ny hery rehetra ananan'ny fahavalo hianareo, ka tsy hisy hampaninona anareo akory.” [Lioka 10:19]

Raha mandiso fanantenana anao ny vokatra androany. Aza mitomany fa fomban’ny eto an-tany ihany izany. Ary ny Tompontsika efa nilaza fa tsy maintsy hisy fahoriana nefa mila matoky isika fa Izy efa nandresy izao tontolo izao. Ary Tsy mba mampitondra izay tsy zakantsika Andriamanitra. Koa tano mafy ny finoana, manana faharetana, Lehibe noho ny fahoriana hatrehintsika ny Tompo izay momba sy mitahy antsika. Ary izao ny teniny:
“Matokia an'i Jehovah mandrakizay, fa Jehovah Tompo no Vatolampy mandrakizay.” [Isaia 26:04]

Te hitady ohatra fito manambara fahalavoana araka ny Soratra Masina aho hampaherezana anao androany sy hilazana fa tsy maintsy hitsangana foana ianao, ary marina tokoa izany. Ary tsarovy ny tantaran’ireo mpino rehetra teo alohantsika. Efa niatrika ady koa izy ireny: Nisy aza tany am-ponja, nisy ireo narary, nisy ireo nitomany noho ny ankason’ito tany...Saingy ny Tompo mbola naneho ny heriny mandrakariva ka nilaza hoe:
“Ampy ho anao ny fahasoavako. Fa ny heriko dia tanterahina amin'ny fahalemena.” [II Korintiana 12:09]

17/06/2020

Notre société est membre stockist des produits de soin de santé et beauté "Longrich Madagascar " Nous cherchons et recrutons tous les jours, des distributeurs indépendants de ces produits. Dès formations gratuites sont données à toutes personnes intéressées. POUR plus d'information, Veuillez appeler 0347479436

12/05/2020

Distributeur indépendant des Produits Bio, de soin de santé et beauté , de Marque LONGRICH. Aucun diplôme exigé. Formation gratuite offerte-

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Mahamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Mahamasina En Face MATERNITE BEFELATANANA/AMBATOLAMPY TSIMAHAFOTSY
Mahamasina
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00