Fy Tia

Fy Tia

Share

• Vente des produits cosmétiques
• Vente des décorations maisons
• Vente des sacs dame
Tél: 038 55 482 79

04/06/2025

Coucou , asiantsika live spécial kapa Ve androany sa oe aona tsara be daholo ny plateforme ato
GUCCI amle TOP Qualité
Alefaso @ commentaire ary e

01/06/2025

Arrivage spécial GUCCI oh tsara be daholo😘😘

27/05/2025

Asina live Ve androany sa oe aona e, mangingina be nareo nefa ny entana ato manitra be daholo an 😍

26/05/2025

Arrivage manitra be MP haingana ohhh😘❤️

24/05/2025

Manao live tsika androany an tena tsara daholo ny arrivage fa aza tara
à 17 h fa taggeo ny namana an 😘

23/05/2025

Eeeh ho anareo izay mbola Tsy nahazo cadeau fête de mère dia mbola betsaka azo isafidianana ato aminay an sady misy bijoux tena oe tsara vao Tonga koa ato😍ilay produit Maha Ampelasoa koa ato mbola manome Toky an😘😘

22/05/2025

Bonjour bonjour
Manao live manitra be tsika avy eo fa omano ny mega, taggeo ny namana fa misy fanomezana ho an’ny neny ato an 😘😘❤️

Photos from Fy Tia's post 19/05/2025

Betsaka ny Tsy azo sary fa ialana tsiny an, tena Mankasitraka hatrany manohana e, livraison demain 😘❤️❤️Ndao hiantsena ho an’i NENY ato @ Fy Tia na Fy Tia Bioutik hic ny page 💕💕

18/05/2025

Sorato eo @ commentaire zay anombohantsika azy na poketra na vase Sy fleur, na bijoux, na panier, na produits de beauté 😘mbola misy lunette vitsivitsy ihany koa 💕
Au clavier mes amies😘😘

18/05/2025

Coucou coucou daoly ndray oh
Live tsika à 17 h 30 fa tena Somary sahirana kely omaly amle tapatapaka dia Tsy vita mintsy ilay izy an taggeo ny naman fa prix promotion tsika rehefa Alahady toy izao an 😘😘❤️

17/05/2025

Miomana tsika oh , miandry kely fa Tapaka ny jiro an 😘😘

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Morondava?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Andambatoara
Morondava