Ampela Soa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ampela Soa, Health/Beauty, Mahabo be, Morondava.
26/06/2025
๐ฒ๐ฌ ASARAMANITRA 2025
Manomboka ny 28 JONA dia afaka mandray anareo izay hanao fahamanjana izahay ....
Curly bien dรฉfinie 15.000ar
Mekup simple 8000ar
Mekup รฉvรฉnementiel 15.000ar
Pose faux ongles+vernis tsotra 5000ar +dessin 8000ar
Contact :034.21.870.04
12/03/2025
TANDREMO ๐ซ
Aza mampiasa ireto produit ireto Raha tsy te hahazo ireto Zavatra tanisaiko eto ambany ireto ny volonao:
Tombotsoa azo avy aminy produit BIO ๐ซ๐ ๐๐ฎ๐ท๐ธ ๐๐ช๐ผ๐ฒ๐ท๐ช๐
๐Mampatevina volo
๐Manala kososo
๐Mijanona Ilay Volo tapatapaka sy vakivaky iny
๐Mampaniry sola
๐Mivoaka ny boucle
๐Mandimandina n'y volo
Mety aminy daholo na lahy na vavy na Zaza 1taona miakatra...na vehivavy avy niteraka ka mihintsana lasa manify ireny n'y volo...
Ho anao izay te ho lasibatra amin'izay Dia misy dispo Eto Mahabo
Lieu de rรฉcupรฉration Lycรฉe Privรฉ Rouhollah..
Afaka manao livraison.
Mp na 0342187004
Sabotsy maraina 8mars afaka mandray olona hanao onglerie za...simple ts mis dรฉcoration bรฉ 4000ar ...misy faux ongles.
Mahabo 615
22/12/2024
EFA akaiky izao ny fety...
Ndao amzay Haka rendez-vous hanao manjamanja๐
Mekup 5000ar
Trace sourcils 3000ar
Pose vernis+faux ongles
main 7000ar
Pied 8000ar
Curly 15.000ar
Manao volo (10.000ar tarifs lancement ๐)
Contact :034 21 870 04
Lieu:Mahabo bรฉโ๏ธ
11/10/2024
๐ธ๐๐ฅ๐ข๐๐ง๐ญ๐ ๐
๐ข๐๐๐ฅ๐๐ธ
๐น๐๐จ๐ฒ๐๐ฎ๐ฑ ๐๐ง๐ง๐ข๐ฏ๐๐ซ๐ฌ๐๐ข๐ซ๐ ๐ฆ๐๐๐๐ฆ๐ ๐๐๐ง๐๐ฌ๐ฌ๐๐น
Merci infiniment pour votre confiance .
๐Mekup simple (5000ar)
๐คณSceance photo pendant 30min (3000ar )
๐
Pose faux ongle +vernis (8000ar)
๐คSoins:- manicure (15'000ar)
-Pedicure (25'000ar)
๐ผTresse (model ze tinao ) 10.000ar
Lieu:MAHABO 615
contact:0342187004
Prise de rendez-vous 1h avant (obligatoire)
Rรฉservez vos date dรจs maintenant๐๐ฅ๐น
๐ฅ
10/10/2024
๐ธ๐น๐ธ
๐ฟ๐พ๐
๐ด ๐ต๐ฐ๐
๐
๐พ๐ฝ๐ถ๐ป๐ด + ๐
๐ด๐
๐ฝ๐ธ๐
๐
seulement ร 5000ar
Contact:0342187004
Lieu: Mahabo 615๐น
10/10/2024
๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ 615
Mandray anareo fona izahay ankoatrany andro Alahady fahamanjan'ny tanana sy volo curly ary manao Mekup.
mp raha haka rendez-vous 1h avant.na antsoy
0342187004๐
4000ar ity model am sary ity raha maha liana anao๐.
๐ซ๐๐ก๐ ๐ฆ๐จ๐๐๐ฅ๐ฒ ๐ก๐๐๐ ๐๐ข๐ ๐ฆ๐๐ง๐จ๐ฆ๐๐จ๐ค๐ @ 5000๐๐ซ ๐ฆ๐ข๐๐ค๐๐ญ๐ซ๐.
Raha hitaly rehetra izay tianao dia antsoy ny
0345174705
(๐๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐๐ง๐ญ๐จ๐ค๐ ๐ฉ๐จ๐ฌ๐ญ๐ข๐๐ก๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐๐จ ๐ข๐ณ๐๐ก๐๐ฒ )
04/10/2024
๐๐๐๐๐ง๐๐ ๐๐ก๐จ๐ญ๐จ +๐๐๐ค๐ฎ๐ฉ ๐ฌ๐ข๐ฆ๐ฉ๐ฅ๐ ๐ธ
Merci pour votre Confiance๐น๐ธ
8000ar fotsiny dia efa mahavita izay roa zay ato aminay.๐
Aza misalasala mandefa mp na miantso ny laharana 0342187004
raha haka rendez-vous.
๐ธHiandraikitra ny fahamanjanareo no antom-pisianay koa tongava maro ary oh๐ธ
03/10/2024
Mankasitraka hatrany๐
ianao koa !
Tongava manao manjamanja tanana sy tarehy ary volo ato aminay eee๐๐๐
io modely io 4000ar fa ny ankoatranio dia manomboka amin'ny5000ar daholo miankina amin'ny modely.
Mahabo 615.
Contact:0342187004
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Mahabo Be
Morondava