Keke Beauty Academy & Salon MDG

Keke Beauty Academy & Salon MDG

Share

Pour Rendez-vous:

https://calendly.com/kekebeautyacademysalon


Comtact:+261373064430

09/08/2026

Nails ❤️

07/08/2026
Photos from Keke Beauty Academy & Salon MDG's post 07/08/2026

MANOKÀNA FOTOANA HO AN'NY HOAVINAO!

Mbola mitohy ny Formation en Coiffure ao amin'ny Keke BEAUTY Academy & Salon, ary mbola mandray mpianatra vaovao izahay.

Raha te hahay asa afaka mampidi-bola sy hanana fahaiza-manao maharitra ianao, dia izao no fotoana hanombohana.

Misokatra ho an'ny rehetra:
✔️ Débutant(e)s
✔️ Izay te hanatsara ny fahaizany
✔️ Izay te hiasa eny amin'ny salon na hanokatra ny salon-ny manokana

Fampianarana théorie sy pratique, miaraka amin'ny fanaraha-maso akaiky mandra-pahafehy ny teknika.

Aza miandry ho feno ny toerana vao hisoratra anarana! Raiso izao ny dingana voalohany mankany amin'ny fahombiazanao.

Adiresy :
IMERIN'AFOVOANY, eo anelanelan'i Ambohibao sy Talatamaty

Contact :
037 30 644 30
038 82 407 36

Soraty dieny izao ny anaranao. Miandry anao izahay!

Keke BEAUTY Academy & Salon
"Ny fahaizana ianaranao anio no hampisongadina anao rahampitso."

Photos from Keke Beauty Academy & Salon MDG's post 07/08/2026

TONGAVA HIANATRA, TONGAVA HANOVA NY HOAVINAO!

Mitady fahaiza-manao afaka mampidi-bola ve ianao? Mbola misokatra ny fisoratana anarana ao amin'ny Keke BEAUTY Academy & Salon ho an'ny Formation en Coiffure.

Tsy mila traikefa mialoha! Na débutant(e) aza ianao dia ampianarinay manomboka amin'ny fototra ka hatramin'ny teknika matihanina.

Hahazo ianao:
✅ Fampianarana théorie sy pratique
✅ Fanazaran-tena miaraka amin'ny mpampiofana
✅ Fahaiza-manao azo ampiasaina avy hatrany amin'ny asa

⚠️ Mbola mandray mpianatra izahay, saingy voafetra ny toerana! Aza tara fa soraty dieny izao ny anaranao.

Adiresy :
IMERINAFOVOANY, eo anelanelan'i Ambohibao sy Talatamaty

Contact : 037 30 644 30 / 038 82 407 36

Antsoy na mandefasa hafatra izahay hisoratra anarana.

Keke BEAUTY Academy & Salon
Ny fahaiza-manao no renivola tsy misy afaka maka aminao. Manomboka anio ny dianao mankany amin'ny fahombiazana!

Photos from Keke Beauty Academy & Salon MDG's post 26/07/2026

☑️✔️VITA SOA AMAN-TSARA NY FORMATION EN ONGLERIE! 💅
Fisaorana lehibe ho an'ireo rehetra nandray anjara sy nitoky anay. Dingana iray lehibe vita, ary maro amin'ireo mpiofana no efa vonona hanomboka ny làlany amin'ny sehatry ny hatsaran-tarehy.
FA TSY MIJANONA EO ISIKA!
🗓️ Manomboka io herinandro ho avy io, hisokatra ny:
💇 Formation en Coiffure Professionnelle
💆 Formation en Makeup Professionnel
Raha te hanova ny fiainanao ianao, te hianatra asa ahafahanao mahazo vola, na manonofy hanokatra salon-nao manokana, dia ity no fotoana tokony hararaotina.
✔️ Fiofanana azo ampiharina avy hatrany
☑️ Fanazavana tsikelikely ho an'ny vao manomboka
☑️ Fampiofanana manara-penitra
☑️ Fanohanana mandra-pahafehy
🎉 Voafetra ny isan'ny toerana, ka izay misoratra anarana aloha no raisina voalohany.
📨 Alefaso hafatra (Message) izahay dieny izao mba hamandrihana ny toeranao.
📞Contact : 038 82 407 36 / 037 30 644 30

Aza mijery ny hafa mahomby fotsiny. Tongava mianatra, ary ianao indray no ho lasa matihanina rahampitso!

Photos from 𝓚𝓮𝓴𝓮 𝓑𝓮𝓿𝓪𝓻𝓪𝓱's post 22/07/2026
17/07/2026

❤️❤️❤️Misaotra antsika rehetra tonga nisoratra anarana , maro ny tsy voaray t@Inscription @ formation gratuite fa feno ny toerana t@ ilay fianarana mivantana ka indray , Araho ny page fa alefako eto ihany ….❤️❤️❤️
😍😍😍Hisaorana ihany koa ianareo Mpianatra efa nanomboka ny fianarana avy hatrany ato .

✅Mbola mitohy kosa ny Incription izay te-hianatra manokana na hiditra na mivantana na en ligne eto (Keke Beauty Academy) Mbola malalaka ny toerana ka Aza adino miantso na manantona mivantana ety Antanifotsy Tana Imerinafovoany: 0373064430 / 0388240736

✅Ny Incription en ligne mbola mitohy ny fandraisana anarana izay vonona hianatra , ny 1er moi dia gratuite ny formation en ligne fidirana ho KBA …..midira WhatsApp +965 ⁨6658 6964⁩
Na afaka tonga dia mividy cours ianao dia mianatra ato ny KBA : https://www.keke-beauty-academy.site

Ireto avy no Disponible ao hianarana ato

-MEMBERSHIP KBA (Mianatra ny rehetra :Coiffure, Onglerie, Extension cils, makeup, business, salon management sns)

-Makeup
-Onglerie
-Coiffure
-Extension cils

Araraoty fa 30% ny réduction !
Ary ahazo avantage bebe kokoa ireo vague manaraka ireto .

01/07/2026

KekeBeauty Academy&Salon
Manao extension cils izay tianao no sady mampianatra ihany koa

Antanifotsy Imerinafovoany
0373064430

27/06/2026

Closure + Extension

Antanifotsy Imerinafovoany
0373064430

Telephone

Website

Address


Talatamaty
Talata-Maty
105

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00
Sunday 13:00 - 20:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Keke Beauty Academy & Salon MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Talata-maty.