Natural Fagneva

Natural Fagneva

Share

Mikarakara volo natoraly �����

26/08/2026

💥💥Tsy lany Raha manjary ato amin'i Natural Fagneva 💥💥

✅ Diffuseur ionique high speed ilay tegna matanjaka be 💪 🌀fa tsy ❌ ionique tsotra
✅Tsy manelingelina sofina ny feony 👂❌
✅ Maivana ❌ tsy mavesatra
✅ 3 ny réglage de vitesse nazy 🌪️🌀

Couleur :
💙 Bleu
🩶 Gris
🩷 Rose efa lany vitsy Kely io couleur io tonga fa afaka mandray commande

🚩 Bazary be Tamatave ampitan' ny TBS sy soupe chinoise MY no misy anay

PRIX : 400 000AR

➖ Izay 10 tonga mividy voalohany dia milatsaka 20 000 ar ny vidiny😍

📳0328999196
📳0384384924

24/08/2026

Mbolatsara atsika jiaby👋
🚩Misokatra foana ny salon sy boutique Natural Fagneva Bazary be Tamatave ampitan' ny TBS sy soupe chinoise MY

🗓️ Alatsinainy hatramin'ny sabotsy
🕑 8h-17h30

📳0328999196
📳0384384924

20/08/2026

Le volo ry kiala amboarina fa tsy ilaozana misahondrahondraaaa 🤣🤣🤣

Milay ny equipeko reto an🥰

🚩 Natural Fagneva Bazary be Tamatave ampitan' ny TBS sy soupe chinoise MY
🗓️ Misokatra alatsinainy hatramin'ny sabotsy
🕑 8h-17h30
📳0328999196
📳0384384924

20/08/2026

Bonjour 👋
Restock restock bain d'huile de repousse🪔 ntsika🙂
Prix : 12000ar

🚩 Natural Fagneva Bazary be Tamatave ampitan' ny TBS sy soupe chinoise MY
🗓️ Misokatra alatsinainy hatramin'ny sabotsy
🕑 8h-17h30
📳0328999196
📳0384384924

17/08/2026

Salama daholo👋
Otran'izao ny fampiesana ilay brosse👇

Hoanao izay mbola hivarotra dia manana tombony tsara mihintsy☺️
📣 Araroty fa sao dia taraiky eo amin'ilay prix de gros

🚩 Natural Fagneva Bazary be Tamatave ampitan' ny TBS sy soupe chinoise MY
🗓️ Misokatra alatsinainy hatramin'ny sabotsy
🕑 8h-17h30

📳0328999196
📳0384384924

16/08/2026

📣📣MAJUNGA📣📣TAMATAVE ❗❗📣📣
Disponible brosse ntsika

MAJUNGA : 📳 0320448356
TAMATAVE : 📳 0328999196
🚩BAZARY BE TAMATAVE AMPITAN' NY TBS SY SOUPE CHINOISE MY
💈 Natural Fagneva boutique sy Salon

Misy video manoro toerana misy anay ao amin'ny commentaire ao

Ny vidiny mo efa misoratra amin'io video io
Raha mividy anakiray dia 28 000 ar
Fa Raha toa ka Mbola hivarotra ianao dia omena prix 25 000 ar dia 5 pièces no alainao amin'izay☺️
🗓️ Misokatra alatsinainy hatramin'ny sabotsy
🕑 8h-17h30
📳0328999196
📳0384384924

Photos from Natural Fagneva's post 12/08/2026

📣Andao asin-tsika fihenambidy ireto Curling cream ( leave in) mamin- tsika ireto fa hoavy ny fety e🎊📣
Manomboka androany 12 août hatramin'ny zoma 14 août dia miala🔴 ➖ 2000 ar 🔴 ny vidiny.

🚩 Boutique sy salon Natural Fagneva dia itanao Bazary be Tamatave ampitan' ny TBS sy soupe chinoise MY
🕑 Misokatra 8h-17h30

📳0328999196
📳0384384924

12/08/2026

Salama daholo o👋
Misokatra foana ny salon sy boutique Natural Fagneva an
🚩 Bazary be Tamatave ampitan' ny TBS sy soupe chinoise MY
🗓️ Misokatra alatsinainy hatramin'ny sabotsy
🕑 8h-17h30
📳0328999196
📳0384384924

12/08/2026

Tena mahatsara feo ao anaty salle de bain an 🤣
Indrindra rehefa ianao concentré manao routine de soin capillaire Zay fa tena resy ireo panakanto izay tsara feo indrindra🎤🎵

Nefa dia tena voix de casseroles rehefa mivoaka avy ao🤣🤣🤣

10/08/2026

Ny fahitanao ny volonao VS ny fahitan'ny olona ny volonao ➿🍝🪺🍂🤣

Mirary herinandro sambatra hoantsika jiaby❗

🚩 Misokatra foana ny boutique sy salon Natural Fagneva Bazary be Tamatave ampitan' ny TBS sy soupe chinoise MY
🗓️ Alatsinainy hatramin'ny sabotsy
🕑 8h-17h30
📳0328999196
📳0384384924

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Toamasina