NIAVO SANTE et bien Etre
SANTE et bien Etre soins conseils exercises pratique de remise en forme
14/11/2022
14/11/2022
Bonjour bonjour indray ann
Ianatra NY fomba famoahana rononon jaza amin NY nonon dreny indray isika androany
Mizara dingana telo NY asa atao
Voalohany
Petapetahina lamba misy rano mafana izay zaka NY Nono ary hotrorina amin ilay lamba atao mouvement circulaire NY vata nono izay hangalana NY ronono
Velarina ny tanana ary Kapokapohana moramora amin NY vatanono
(Jereo NY sary 2)
Mihodreha ary akipilio miankavia sy miankavanana NY nono (balancer de gauche a droit)
Apetraka eo ambanin NY nono NY boaty hitahirizana ilay ronono azo
Dingana faharoa
Apetraka amin ny faritra matroka manodidina NY lohanono (ar**le) NY " pouce " eo ambony NY "indexe"ary NY ratsatanana sisa eo ambany atao mifanintsy tsara
Aza atao ohatran ny hitaty rano ny fipetrakin NY Tanana
Atoseo hihemotra amin NY tratranao NY nono ary potseho na tereo moramora ilay "ar**le" ka avotory moramora atao maniere rythmique ireo (poussez presser et relachez de maniere rythmique)
Ovahovao NY toerana misy NY pouce sy NY ratsatanana sisa manodidina NY vatanono MBA hamoahana NY ronono rehetra (sary 4)
Dingana Farany
Alaivo NY ronono rehetra mandrapiaha kely NY ronono miteteha amin NY nono
NB
NY nono roa ny ilany sy ilany no alaina
Vao vita NY fangalana NY ronono dia saromana avy hatrany NY zavatra hanasivana azy
Asiana daty sy Ora nangalana azy
NY nalaina aloha no hoanina mialoha
Atao " bain Marie " NY ronono hafanana hoanin ny zaza fa tsy adrahoana
NY ronono tsy lanin NY zaza Tonga dia A***na fa tsy tahirizina intsony
Mirary soa antsika rehetra indray eee
Raha misy tsy azo Mp fona dia mety ee
Araho hatrany Page tsika
Aza adino ny manao j Aime ary partageo amin NY hafa ooo
Amin NY manaraka indray eee
24/10/2022
SALAMA ABY EEE
Maro amin NY isika reny no tsy maintsy hamonjy toeram piasana indray volana vitsivitsy ao A***n NY fiterahana ka miasa loha amin NY nono homena zaza
Fantatrao ary ve io nonon dreny io dia mety tairizina MBA tsy ividiananao vovon dronono indray amin izany
NY nono nalaina tamin NY nononn dreny dia azo tehirizina :
8 -10 Ora raha napetraka amin NY toerana mangatsitsika ( endroit frais)
48 Ora raha anaty vata fampangatsiahana
2 herin andro raha congelena anaty congekateur
Ary 6 mois raha congelateur commercial
Marihina anefa FA:
-NY nono nosotomina tamin NY nonon dreny dia samihafa loko raha izy vao sotomomisa minitra vitsivitsy sy izy nosotomina 30minitra taty aoriana
-NY habetsakin ny nono azo koa mety tsy itovy
- sasana madio tsara NY lohanono sy NY manodidina azy
- fitaovaovana Mario sy voasasa tsara no ampiasaina
-nono voasintona taloha fona no ampiasana mialoha (asio daty sy lera MBA tsy havery anao)
- in 4 anatin NY 24 Ora ny fisotomana NY nono ( isakin NY 6 Ora )
- Atao " bain - marie " NY fanafanana NY nono
- NY nono avy nafanana ka tsy lany dia A***na
AMPINONOY MATETIKA NY zaza raha azo atao
Amin NY page tsika manaraka NY fampianarana NY fomba fisitomana
Nono eee
Mazotoa mamaky dia maroroa taiza ee
Asio j Aime NY page tsika
Partageo eeee
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Mangarano I
Toamasina
501