Rubis Institut de Formation Professionnelle en Coiffure et Esthétique

Rubis Institut de Formation Professionnelle en Coiffure et Esthétique

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rubis Institut de Formation Professionnelle en Coiffure et Esthétique, Beauty Salon, PMU Androranga TamatAvenue 501, Toamasina.

Photos from Rubis Institut de Formation Professionnelle en Coiffure et Esthétique's post 15/01/2026

Salama eh👋! Ankoatrany fikarakarana ny fahamanjana 💅💃dia mivarotra produit ihany koa izahay Ann! Misy ny shampooing sy après shampooing bio😊 huile avocat 🥑, moringa ☘️ (tena tsara be, efa maro retour azonay) ao ihany koa ny savon detox, curcuma, café ho an'ny tarehy @ vidiny mirary dia mirary daoly

Photos from Rubis Institut de Formation Professionnelle en Coiffure et Esthétique's post 05/01/2026

Salama eh! Vita zao ny fety ann 😉fa ny fikarakarana ny fahamanjana mitohy foana🌹💐. Izahay dia manao massage 💆 relaxant,therapeutique, ho an'izay reradreraka ny fety misy ihany koa ny thérapie, ny head spa 🧖 @ sarany zakan'ny rehetra Ary natao ho an'ny rehetra fa tsy vehivavy foana akory. Ny pack mariage mbola mitohy foana😊👰🤵

Photos from Rubis Institut de Formation Professionnelle en Coiffure et Esthétique's post 10/12/2025

Résultats examen d'Etat en coiffure pour la promotion 2025. Taux de réussite 💯 et nous avons eu le lauréat🥇.🌷🌷🌷
Inscription déjà ouverte pour la rentrée janvier 2026.💯🌺🌺🌺
Valim-panadinana tamin'ny fanadinam-panjakana "coiffure" ho an'ny andiany mpianatra 2025, taham-pahafahana 💯 ary nahazo ny laharana voalohany🥇.
EFA misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny fidirany amin'ny janoary 2026

Photos from Rubis Institut de Formation Professionnelle en Coiffure et Esthétique's post 13/11/2025

Misaotra an'Andriamanitra fa vita soamatsara indray ny fanadinam_panjakana. Mirary soa ho anareo mpianatra rehetra ary miantso Oreo Zay maniry te hanana traik'efa@ ihany asa taovolo izany izahay ETO @ RUBIS Institut 🌺🌺🌷🌷🌴🌴

Photos from Rubis Institut de Formation Professionnelle en Coiffure et Esthétique's post 11/10/2025

Salama harivariva ohhhh

❤️❤️❤️❤️Misy mahasoa maromaro. De ao aminy Commentaire ny sasany

Tapis01 sisa 100.000ar halefa 70.000ar
Gourde ko ra 80.000ar de 01 sisa vert alefa 70.000ar

En promotion daholo
Mp ary ohhh

Photos from Rubis Institut de Formation Professionnelle en Coiffure et Esthétique's post 30/09/2025

Krystina Rak 🙏🙏🙏🙏
🌸✨ La beauté, c’est notre passion ! ✨🌸
Un grand merci à notre cliente satisfaite 🤍
Toujours un plaisir de sublimer vos cheveux 💇‍♀️💖
👉 Venez, vous aussi, vivre l’expérience

fans
Aria Melk'y ,Mamy Rasolofomanana

Photos from Rubis Institut de Formation Professionnelle en Coiffure et Esthétique's post 29/09/2025

Akory eeee🥰🥰🥰🥰🥰

➡️Miankina aminy toe_draharaha ny ahafahantsika miasa amin'izao

Milamina aloha atreto dia Misokatra ny SALON tsika
🕗

Ra sanatria enganie ka tsy hisy fiovana dia miantso foana 🥰

Photos from Rubis Institut de Formation Professionnelle en Coiffure et Esthétique's post 28/09/2025

He!!!! Les Fans 🥰🥰🥰🥰
Aza adino an lundi rahampitso
➡️DISPONIBLE sur Rendez-vous

Veuillez appeler le numéro de téléphone suivant
☎️ 0341809320
Ou bien écrivez nous sur messenger

A bientôt 😘🤩

Photos from Rubis Institut de Formation Professionnelle en Coiffure et Esthétique's post 27/09/2025

👋👋👋Nohon'ny toe _draharaha misy eto amin'ny firenena dia mikatona ny salon ANDRORANGA 🫡
VOHITSARA KOSA MISOKATRA

AFAKA MIANTSO NY LAHARANA
☎️ 0341809320
Raha toa ka misy SERVICE TIANAO HO ATAO
VONONA MANDRAY ANAREO FOANA ZAHAY
➡️SAUF DIMANCHE
Mankasitraka foana 🙏🙏🙏🙏

06/08/2025

Joyeux anniversaire à notre Gérante 🥰🤩😘

🎉🎊🎁🎀🎇🎆✨️🎈
Ny Andon'ny lanitra sy ny tsirony tany anie ho Aminao
Mirarisoa be dia be 🥰🥰🥰
Tompo hanome hery sy tanjaka .....aminy adidy izay mbola miandry anao

🎁🎁🎁🎁Ho tonga aminy Avo izay hirinao
Bisous 😚 ♥️

Photos from Rubis Institut de Formation Professionnelle en Coiffure et Esthétique's post 15/07/2025

MISAOTRA foana foana 🙏🙏🎉🎊🎊🎊
SALON DE COIFFURE RUBIS VOHITSARA

Ampifaliana sy Ampitiavana be hoanareo eny VOHITSARA SY NY MANODIDINA

🥰🥰🥰NISOKATRA NIANY ny Salon, eo ampitany Hôtel Jaguar no misy anay
🫶Aza misalasala manantona fa efa Matianina aminy asa ny Fitaovana rahateo 👌
Manao ny asa rehetra ...Volo,Massage,Manicure pédicure.
Maquillage sns
Misokatra 07hmaraina

VONONA HATRANY RA MISY A DOMICILE

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address


PMU Androranga TamatAvenue 501
Toamasina