Coco beauty Tamatave

Coco beauty Tamatave

Share

Nos prestations:
- Coiffure
- Tresse
- Pose tissage et extensions
- Onglerie
- Maquillage

Photos from Coco beauty Tamatave's post 25/07/2026

♥️Pose crochet 🥰 🥳

Photos from Coco beauty Tamatave's post 11/07/2026

Cliente très satisfaite 🥰✨

Photos from Coco beauty Tamatave's post 02/07/2026

Tresses réalisés par notre équipe 🥰
Cliente tres fidèle 😘
Ampitany soupe Laida verrerie ♥️

29/06/2026

Efa voalazanay teto moa zany hoe Tsy Ekena ny compte “fake”
Noezanay nojerena ilay compte voalohany fa Tsy nahitanay sary ary toa Tsy compte actif raha ny fijerinay azy (afaka Confirmé.tsika abonné ve?) !
Ka omena an’ilay numero 2 ny 20.000 ar
Felicitations Fifaliana Emikar

24/06/2026

Tonga Ataovy capture ma belle

23/06/2026

Misy perruque lava ihany koa ato

22/06/2026

😍😍😍😍❤️

Photos from Coco beauty Tamatave's post 19/06/2026

Nicky Ran izy indray no gagnant.tsika manaraka!!!! Mitovy foana ny jeu…

😍 JEU DE POINTS 😍

Azahoana 20.000Ar isan-kerinandro 💸🔥
Aona ny fanangonana point ? Ity ny fomba 😍👇
👉 Partage ny publication (mode publique)
Afaka ao amin’ny mur-nao na groupe rehetra
(Tsy maninona na publication taloha na vaovao)
👉 Ataovy réaction ny publication rehetra 👍
👉 Asio commentaire ihany koa 😘
💥 Arakaraka ny maha-betsaka ny activité-nao no mampiakatra ny point-nao !
⚠️ Fepetra :
❌ Tsy mety ny compte fake
❌ Tsy ao anatiny ny commentaire emoji fotsiny
🏆 Valiny :
👉 Ilay manana point betsaka indrindra no mahazo loka
👉 Avoakanay isan’ny faran’ny herinandro ny gagnant
🔥 Facebook ihany no manisa ny point-nareo fa Tsy izahay akory anh!!!

16/06/2026

Raha Mitady tissage tsara sy reutilisable dia aza miala amty fa afaka sasana sy mandray Bain io

12/06/2026

Coucou mes belles!!! Na dia mangingina aza ny page fa tegna maresaka ato am salon!!! Vognona fogna hanome ny tsara indrindra ho anareo

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Toamasina

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00
Sunday 08:00 - 12:00