MaG'Neva

MaG'Neva

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MaG'Neva, Beauty Salon, Toamasina.

Salama Tompoko,ireto avy ny service ato aminay:

🌺TRESSE-CURLY-CHIGNON -BANGO
🌺 -MAKE UP- PACK MARIAGE 💄🌺
☎️ 034 65 443 63
📍 Analankinine hôpital bé ex maternité, Tamatave

Photos from MaG'Neva's post 07/09/2026

Merci beaucoup à cette petite demoiselle pour la confiance ❤️🙏
Tresse avec mèche , elle était tellement satisfaite 🥰

Planning de la semaine :
🎀Lundi et Mardi : FULL
🎀Mardi: dispo
🎀 Mercredi : dispo
🎀Jeudi : dispo
🎀 Vendredi : dispo
🎀Samedi : dispo

Mbola Malalaka heure disponible amin'ny semaine ty anh🥰😍
Aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina na Mbola haka renseignements fotsiny aza ☺️

☎️+261 34 65 443 63
📌 Analankinine hôpital bé ex maternité

05/09/2026

Ity sary ity indray entintsika hamaranana ny erinandro Sady hisaorana antsika rehetra tamin'ty erinandro ity❤️❤️

Misokatra fona ny salon ntsika na somary tsy dia tafanao publication matetika izahay noho ny amaroany asa😍😍

Hialagna tsigny tamin'ny rendez-vous efa tsy tratra ,tsara kokoa miantso aloloha magnano réservation na mampilaza kofa ho avy 🙏🥺

Dimanche fogna no mifody,efa afaka magnano réservation amin'ny semaine ho avy antsika 🥰

☎️+261 34 65 443 63
📌 Analankinine hôpital bé ex maternité

Photos from MaG'Neva's post 02/09/2026

Tresse milliardaire fa natao fohy draika izy teto🥰
Afapo izy🥰👌

FULL antsika rahampitso Jeudi 03 septembre fa vendredi mankany Mbola misy place dispo ☺️

🎀 TRESSE-CURLY-CHIGNON-BANGO-POSE TISSAGE-CROCHET-MAKEUP 🎀

☎️+261 34 65 443 63
📌 Analankinine hôpital bé ex maternité

Photos from MaG'Neva's post 01/09/2026

Record mihitsy modèle ty taminay tato tamin'ny taogna ty😍
Tresse avec mèche toujours à l'effet naturel 👌😍

Afaka atao bango amizay hitiavagna anazy izy akeo io eh🥰
Mbola maro2 place dispo amin'ny semaine ty eh,aza misalasala miantso na juste hialaka renseignements fogna aby ☺️

🎀 TRESSE-CURLY-CHIGNON-BANGO-POSE TISSAGE-CROCHET-MAKEUP 🎀

☎️+261 34 65 443 63
📌 Analankinine hôpital bé ex maternité

31/08/2026

Faly b nikarakara volon'ity Promo nay tamin'ny Collège ity😍🥰

VODIONDRY✨
Nisafidy Zavatra tsotsotra madame Kely ,izao modèle nosafidiny ,volony hiany sans rajout ,ary afapo izy 🤗🤗

Mankasitraka nisafidy anay aki ary maharena tokatrano Pathy Andrïna 🥰🥰

Aza misalasala miantso amin'ny événements nareo afaka tanterahinay ny modèle Zay tianareo 🤗

☎️+261 34 65 443 63
📌 Analankinine hôpital bé ex maternité

31/08/2026

En mode ratatataaaa🫠❤️❤️
Misokatra manomboka lundi au samedi salon ntsika
Zay misy programme Dimanche regny Mbola afaka mandray zahay Dimanche mandraigna fa sur rendez-vous 🥰

🎀 TRESSE-CURLY-CHIGNON-BANGO-POSE TISSAGE-CROCHET-MAKEUP 🎀

☎️+261 34 65 443 63
📌 Analankinine hôpital bé ex maternité

Photos from MaG'Neva's post 28/08/2026

Miala amin'ny mahazatra Kely couleur ntsika niany😍🥰
Pose crochet 😋

Rahampitso 29 Août après mbola misy créneau dispo 🤗
🎀 TRESSE-CURLY-CHIGNON-BANGO-POSE TISSAGE-CROCHET-MAKEUP 🎀

☎️+261 34 65 443 63
📌 Analankinine hôpital bé ex maternité

Photos from MaG'Neva's post 27/08/2026

Zakatsara Mbola nankatsaraigna koa😍🥰
Merci beaucoup pour votre fidélité Mim's Dànny Choù 🥰

✨Pose crochet ✨
🎀 TRESSE-CURLY-CHIGNON-BANGO-POSE TISSAGE-CROCHET-MAKEUP 🎀

N'hésitez surtout pas à nous contacter 🥰
☎️+261 34 65 443 63
📌 Analankinine hôpital bé ex maternité

Photos from MaG'Neva's post 26/08/2026

Pack famille avec MaG'Neva ❤️😍
Eny oh,afaka atao tsara ny pack famille ato aminay afaka miditra mp pour l'information 🥰

Mankasitraka an'ireto famille ireto nametraka fahatokisana 🙏
Maro² zareo tamin'ty fa misy tsy azo sary ☺️

Efa kely2 sisa place dispo amin'ny semaine ty an😘
☎️+261 34 65 443 63
📌 Analankinine hôpital bé ex maternité

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00