Soin naturel pour cheveux
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soin naturel pour cheveux, Beauty, cosmetic & personal care, Tamatave, Toamasina.
Ireo tombotsoa azo avy amin'ny TONGOLO ho fitsaboana ny volo sy ny hodi-doha
1- Mampikoriana tsara ny ra eo amin'ny hodi-doha ny tongolo ary mahatonga azy ho salama tsara.
2- Mampitombo ny "kératine" ao amin'ny hodi-doha sy ny volo ny tongolo ka mahatonga ny volo haniry haingana kokoa.
3- Manana pouvoir anti-bactérien koa ny tongolo ka miaro ny hodi-doha amin'ny karazana infection izay mety ahatonga ny tsy fahasalaman'ny volo sy ny hodi-doha.
Mbola maro be ny tombotsoa azo avy amin'ny tongolo fa ireo telo ireo aloa no entina amintsika androany. Noho izany antony izany no tena mampahomby bebe ny fampiasana ny tongolo amin'ny fikarakarana ny volo : manala angadrano, mampijanona ny volo mihintsana ary manafaingana ny faniriny.
Mirary soa ary o
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Tamatave
Toamasina