Team Radakaboka Issedd
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Team Radakaboka Issedd, Health/Beauty, ISSEDD, Toamasina.
24/08/2026
tsy ny radakaboka ihany fa miezaka mamantatra sy manavaka an’ireo karazana sahona tsy zanatany @ ireo sahona zanatany ihany koa ny mpikambana ato @ team radakaboka.
mianatra foana.
12/08/2026
Pour accueillir les nouveaux membres, une séance de capture suivi de travaux de labo ont été organisé.
se familliariser avec le crapaud et savoir prendre des données morphometriques ont été l’objectifs du bissoutage.
leur motivation et leur énérgie ont été bien ressenti.
bienvenu à tous.
25/07/2026
ny fizarana traikefa amin’ireo zandry dia anisany lahan’asa fototra izay ifantohan’ny team Radakaboka. sady mianatra no miala voly ny mpikambana.
mankasitraka ny rehetra.
17/07/2026
ndao ho namanay!
17/07/2026
Ny team Radakaboka ISSEDD dia misaotra anareo tonga maro nanatrika an’ilay conférence ny asabotsy 11-07-26 lasa teo. Velombolo izahay fa maro ianareo izay liana sy vonona ny hifanome tànana amin’ny ady amin’ny fiparitahan’ny Radakaboka.
mankasitraka anareo rehetra.
isaorana ihany koa ny intervenants rehetra sy ireo équipe rehetra mikarakara sy ireo tao ambadiky ny écran. Stephen Otrick
09/07/2026
aza adino ny fotoanantsika amin’ny asabotsy izao ao @ ISSEDD campus Barikadimy
29/06/2026
te hafantatra bebe kokoa mikasika ny radakaboka ve?
tongava maro ary o!
27/11/2025
efa tonga ao Foulpointe ary Radakaboka. maro ny voka-dratsy ateraky ny fiparitahan’ny Radakaboka.
Category
Website
Address
ISSEDD
Toamasina
501