Kaffrine Nappy Tamatave
Institut de beauté spécialisé en soin pour cheveux texturé , coloration végétal , soin et bien être
01/05/2026
Akory aby eh 😊!
Sahirana mitady soin mifanaraka amin'ny volonao ve ianao?
👉 Tongava fa miankina amin'ny filàn'ny volonao ny soin hatao aminao 🌼
🏠 Ampitan'ny bijouterie Ritma Bazary Be
📞 0375329616
21/02/2026
Akory aby ehhh 😊
Raha nihidy tao anatiny 2 herinandro ny salon noho ny voina nateraky ny cyclone dia miverina MISOKATRA .
⚡️⚡️MIHENA 40.000 Ar ny définition de boucle tsy misy séchage noho ny jiro mbola tsy misy ⚡️⚡️
Miezaka foana izahay na dia tsy mora amintsika izao fotoana sarotra andalovana izao .
‼️Ampitany bijouterie Ritma no misy anay .
📞0375329616
Mandray AVEC ou SANS RENDEZ VOUS hatrany .
02/02/2026
Tratran’ny taona daholy ohhh .
Mbola mitohy ny fikarakarana anareo ary mbola misy promotion ao amin’ny salon .
‼️55.000 Ar ny DÉFINITION DES BOUCLES ‼️
‼️-20% ny PRODUITS KAFFRINE NAPPY ‼️
Araraoty fa izao ny fotoana hikarakarana volo , hatratrarana ny tanjona ny 2026 .
📌En face bijouterie Ritma
📞0375329616
Misokatra ny salon tamatave androany an !
Mitongava daholo fa misy promotion maro ao .
30/12/2025
Miarahaba antsika rehetra sahady amin’izao ankatoky ny fety izao .
‼️‼️ Aza adino fa mbola mitovy ny promotion tsika ao amin’ny Kaffrine Nappy Tamatave .
‼️55000 ariary ny définition des boucles 🎉
Misaotra antsika hatrany amin’ny fitokisana sy ny fanohanana .
📌Ampitany bijouterie Ritma no misy anay .
Avec ou sans rendez vous !
03/12/2025
Manimanitra fety sahady izy izany an !
Dia satrinay ho manjamanja foana ianareo mandritra ny fety .
Indro ary ny tolotra ho anareo !
Manao soin iray ianareo dia :
🎉mahazo -20% amin’ny définition de boucle amin’ny herinandro ny Noel .
🎉Ary mbola mahazo -30% amin’ny définition de boucle amin’ny herinandro nouvelle an .
🎉55.000 Ar Defintion de boucle fotsiny .
🎉-20% Amin’ny produits Kaffrine Nappy rehetra .
📌Ampitany bijouterie Ritma .
📞0375329616
06/11/2025
Manimanitra fety sahady izay izany 🎉🎉
Ndao homanina dieny izao ny volo ho manja be amon’ny fety .
Araraoty ity tolotra volana novembre ity .
Ny adresse tsy miova an :
📌Ampitany bijouterie Ritma .
📞0375329616
17/10/2025
ANDROANY IHANY AN !
Promotion - 20% ny soin rehetra !
Mitongava Saro ary ohhh ☺️.
Ampitany bijouterie Ritma bazar be no mise anay .
Miova endrika ny produits Kaffrine Nappy 🌋🌋
15/09/2025
Akory aby eh 🌞😊
Maro ianareo no milaza fa tsy nahatratra ilay promotion tamin’ny sabotsy ka indro ary haverinay amin’ny ity herinandro ity .
‼️Ny soin sy ny coiffage expresse dia -20% avokoa .
Ka mitongava maro ary manararaotra eh !
📌Ampitany bijouterie Ritma bazary be isika an .
Afaka miantso na tonga tsy misy rendez vous !
📞0375329616
13/09/2025
Akory ehhhh PROMOTION BE
- 20% daholy prestations ato aminay androany ka tongava maro .
Araraoty ity sabotsy ity fa androany ihany an !
📌Ampitany bijouterie Ritma bazary be !
Afaka mandea tsy misy rendez-vous !
📞0375329616
06/09/2025
💇🏾♀️✨ À Tamatave, vos cheveux texturés ont enfin leur adresse !
Chez Kaffrine Nappy, nous sommes experts des cheveux texturés 🌸 :
✔️ Coupes adaptées à VOTRE texture ( regardez ses réalisations ❤️ )
✔️ Soins sur-mesure, sans produits chimiques 🚫
✔️ Coiffages qui respectent la santé et la beauté naturelle de vos cheveux
Parce que chaque cheveu est unique, nos prestations aussi 🌺
👉 Venez comme vous êtes, avec ou sans rendez-vous !
📍 Retrouvez-nous au salon Kaffrine Nappy Madagascar
💛 Ici, vos boucles, vos frisettes et vos crépus sont célébrés, pas transformés.
📲 Réservez dès maintenant ou passez nous voir, on s’occupe de vous !
‼️Nous sommes ouverts de lundi à samedi : 8h30 à 17h30 .
Sauf mercredi : 8h30 à 12h30
📌En face de la bijouterie rithma bazary be chez Kafrine Beauty Shop Mada
☎️0375329616
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
13/92 Cite Beryl Rouge
Toamasina
501