Distributeur Naturopharma Tsiroanomandidy

Distributeur Naturopharma Tsiroanomandidy

Share

Revendeur

Photos from Distributeur Naturopharma Tsiroanomandidy's post 21/01/2026

KITROTRO
Virus no mahatonga azy io, miendrika Tazo be, Kohaka, Sempotra , Sery be , marary ny tenda ....
Tsy misy traitement azon'ny dokotera atao, fa dia "traitement symptomatique" no atao, izany hoe raha miakatra ny hafanana dia ampidinina, rehefa mivoaka ilay marotsindrontsina iny dia hosorana pensement...
Mahamay be ny zaza rehefa tratran'io, voan'ny tazo 3 andro mihints aza, ary dia kely hery mandritra ny 7 andro mahery... matory + misotro rano no ataony .. mampalahelo be.
Ny anay dia nomeko ARGENT COLLOIDAL tahaka ny mahazatra anay, mba hiadivana amin'ilay virus, ary nohosorako argent colloidal ihany koa ilay "mibontsimbontsina" marobe tamin'ny vatany..

TANDREMO fa MIFINDRA izy io.
Sary: Tamin'ny zanako voan'ny Kitrotro [2018].
Naturopharma : 034 31 132 60

01/01/2026

MBOLA MAKAFOKA BE MIHITSY VE?

Ireto anie ilay vokatra manala makafoka e! sy

Tsy voatery natao ho an'ireo nisotro toaka ihany anefa fa mety ho an'ny rehetra :

no mety aminao raha :
✅ Valabalaka nandihy sy nihira
✅ Makafokafoka tsy ampy torimaso
✅ Rera-batana
✅ Ankizy rera-dreraka

na detox by naturopharma :
Aza mbola mihinana aloha androany fa endraso rahampitso na afaka ampitso.

💬 Inona no fikafikanao rehefa makafoka be toy izao?

Naturopharma - Mirary soa antsika rehetra - Samy salama no tsara.

25/12/2025

Ho avy any TSIROANOMANDIDY
26 Dec hariva : Mivahiny TV
27 dec : Mandray izay mila fitsaboana: @ 8h hatram 2h30 tsy miato.

👉Ho fanomezana fahafahampo antsika iany koa dia hisy ny teste glycémie (diabeta) gratuit 🫴🩸(maimaim-poana) ny 26,27 ary ny 29 décembre 2025

👉 📛 Réduction 10%✅️ be izao ho an’izay manjifa ny pack Naturopharma.

🏫 Toerana : Eo amin’ny pavillon Naturopharma FJKM SEWELL Tsiroanomandidy.
📞 034 31 132 60

Tongava maro nama aaa🏃‍➡️🏃‍♀️‍➡️!!!!

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Tsiroanomandidy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


RN1
Tsiroanomandidy
119