Nrva Fitness Club
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nrva Fitness Club, Health/Beauty, Tsiroanomandidy.
25/07/2025
π₯ Train with purpose, live with power π₯
" Tsy hoe makany amin'ny salle fotsiny, fa mankany amin'ny tanjona."
β "You're not just training your body - You're building your future."
π Tsara raha mazava ee! fa ny kotrana miaraka amin'ny tanjona, tsy kisendrasendra fa mila FAHARETANA.
π Tsy maintsy ho avy ny andro maivana sy andro sarotra.
β‘οΈ Nefa tadidio tsy miraharaha izay tsapanao anio ny tanjonao.
π Discipline Beats motivation, every Time
π’ Tsaralalana Tsiroanomandidy
π± WhatsApp : 034 39 152 35
19/02/2025
Fahasalamana ho anao πͺπ₯¦π₯π₯
Salama oo! VidΓ©os kely ary lo ee! Nrva Fitness Club Tsaralalana
29/09/2021
Salama oo? TΓ©moignage kely ary lo eee!
Rehefa misy ny ezaka dia tsy maintsy misy vokatra,πͺπͺπͺ
Bravoo be izy aa! Satry niena 20kg be zaoππππππππππππππππ
Kotrana mitoy fona aaa! Tsy hamelantsika io
raha tsy tratra ny tanjonaππ
Nrva fitness Club
Tsaralalana akaik caisse d'Γ©pargne
Tel: 0343915235
04/10/2020
Salam oo! izi no Narovana..
mpikambana ato @ Nrva Fitness Club Tsaralalana Ts/dd.. Manasa anao izahay tongava mb ho namanayππͺπͺ
Aleo lo mb hizara vidΓ©os kelyππͺπͺπππ...
23/08/2020
Salam oo! izi no Nathalie aaa.. membre ato @ Nrva Fitness Club .. 52.40kg .. Efa tsara ny ezaka fa kely sisaππͺπͺ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Tsiroanomandidy