Comité Miss Atsimo-Andrefana

Comité Miss  Atsimo-Andrefana

Share

Élection Miss A.A

Photos from Miss Madagascar Ofisialy's post 20/06/2023
Photos 22/03/2023

Tohana tsika Amin'ny réaction lahy Solotena tsika atsimo andrefana ito ! Militsy Amin'ny page io de asia réaction bakeo
Alefa Diary Ny aina , Mirary soa ho anao 😊

01/11/2022

Toy raha iny e !
Sabotsy 12 novembre zao finale miss antsimo Andrefana iny , Miavia iaby tsika longo , tohano candidate tsika reni .
zay eee ,
ko halino fitoantsika io fa haresaky raha toy 😊
Afaka manao réservation billet sandrany e ...

25/10/2022

Salama lahy e !
Mbo mitohy jusqu'à 31 octobre fisorata anara ato amin'ny page 🍀

22/10/2022

Qui sera élu la prochaine Miss antsimo Andrefana !

Mbo mitohy ty fisorata anara hatramin'ny 31 octobre zao 😊

18/10/2022

Salama laby 🙋‍♀️
Ho antsika ampela 18 taona ka hatramin'ny 24 taona , izay vonona handray anjara amin'ny fifaninana miss 2022 , izay hisolon-tena ny faritra antsimo Andrefana ko misalasala misoratsy anara !

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Tulear?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Toliara
Tulear