Longrich by maman'Loan

Longrich by maman'Loan

Share

Ceux qui risquent gagnes💪💪izay tsy mi_risque oainina😂😂😂
Aza miandry mana fa ampio ny tenanao mba afahan'A/tra manampy anao.🙏🙏

Le succès vient à toi quand tu prends l'engagement , de chercher à exceler dans tous ce que tu fais.

02/12/2025

Akory akory iaby😊 elaela tsy henoheno sady tsy nisy publication mihitsy isika tato fa ny vente misy fona aa.. aza misalasala ary manontany

Photos from Longrich by maman'Loan's post 18/02/2025

Tsy mivarotra entana fopla
Sady mora nefa tsara

14/02/2025

❤vaovao sady mora be ny vidiny ho fiarabana antsika rehetra amzao st Valentin izao.

Betsaka no mifero_tsaina am rupture matetika ny déodorant Longrich ka iza
Ity misy Vaovao be made in france , efa 1mois zay za nanmpiasa azy fa tena afa_po sady tiko be le hanitra vanila🤩🤩🤩
Androany iany ity prix : 12.000ar 50ml

14/02/2025

Ankafaliana be no iarabana anareo fa efa tafaverina tsara ity page ity ka amza fetin"ny mpandam'our izao dia amidy 32.000ar ny paquets savon noir by Longrich. Androany iany aa🤗

Laharan azahoana:034 63 759 24

21/11/2024

Tandam🤗🤗🤗🤗 tongasoa ny savon noir tsika😍😍😍 mp malaky ary fa kely ny stock tsika aaa

18/11/2024

Tandam🤩🤩🤩
Tonga ny déo ooooo

16/11/2024

Mbola misy clients ve ato ?🤗🤗🤗 bisous bisous daholo 😘😘

08/11/2024

Misy mpamosavy malemy mpanaraka ny page ato...
🤗😍😍😍Misaotra ny mpamosavy rehetra fa tiko be ny fisinareo😅🤣🤣
Tena hoe misimisia ny toa anareo .

🔴🔴Miandry arrivages manaraka ndray isika fa efa lany tanteraka ny entana.

Photos from Longrich by maman'Loan's post 28/10/2024

Ho antsika manana tarehy simbany osotsosotra menaka ka lasa mena , na mihamainty, sod milk Longrich ampiasaina..
Izay manandrana iany no mahita vokany.

Longrich toliara 601

034 63 759 24

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Tulear?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Tulear