Stylé by Lyrona
Vente de ventements et accessoires pour adultes et enfants
SHEIN et autres. Boutique de vêtements et accessoires pour enfants et adultes
13/06/2026
Ireto ny couleur disponible amlay vidéo no publiena teo
Ataovy ny choix
Pointure 36 à 41
Talon 9 cm
❌ SUR COMMANDE ❌
Bottines talon 👠
36 à 41
❌Sur commande
12/06/2026
Bonsoir mes chéries
Toa koa pochette malaza henany 💜💙🩵
Sandy misy 16 couleurs, afaky manao choix soa.
Stylé by Lyrona sy Lyrona J'phalène tsy mitsahatry ny mitondra ny soa hoanareo
❌Sur commande io fa tsy dispo de suite
📌A Tulear misy antsika
📩 Mp ary e
✅ Coffret porte monnaie
✅ porte carte
✅ porte feuille
❌sur commande SHEIN❌
Mp o
Tendance du moment
Ne ratez pas les nouveaux trends
❌Sur commande SHEIN❌
Mp pour plus d’info
08/06/2026
Manan-janaka vavy enao?
⬇️
👧 𝗥𝗔𝗛𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗝𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔 𝗩𝗔𝗩𝗬 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢❗
1. Tiavo tsy misy fepetra izy
Ampahatsiahivo azy fa manan-danja izy na inona na inona.
2. Ampianaro izy hanaja tena.
Hafatra lehibe indrindra: "Aza manaiky ambanian'ny olona amin’ny soatoavinao sy ny fiainanao.”
3. Omeo toerana hanehoany ny fihetseham-pony.
Avelao izy hitomany, hiteny, sy hanontany. Fahatsapana lalina no anisan’ny herin’ny vehivavy.
4. Asehoy amin’ny fiainanao andavanandro ilay ohatra tiany ho jerena.
Tsy mila tonga lafatra ianao. Fa mila marina sy matoky tena.
5. Ampianaro izy ho mahaleo tena.
Aoka izy hahay mitady vahaolana, hahay miaro tena, hahay mitantana vola sy fotoanany tsy miandry olona.
6. Aza manery azy ho olon-kafa.
Izy no izy: be resaka? tsy be teny? tia zavakanto na tia siansa? Avelao izy ho izy, fa ao anatin’ny maha izy azy no misy ny heriny.
7. Tohano izy hiteny sy hijoro.
Raiso ho zava-dehibe ny feony, fanehoan-keviny sy nofiny lehibe. Rehefa misy mihaino azy izao dia ho hainy ny hitaky ny rariny rahampitso.
Pejy - Mpanabe Fototra
Ensemble tailleur
❌SUR COMMANDE SHEIN❌
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Tulear
601