Percing By Tinah
Percing by Ms Tinah pour les malagasy ici à Maurice
21/06/2026
✨️✨️Bonjour daholo O!✨️✨️
✨️Asiantsika promotion semaine ty 😍😁😃
Offre:
à pistolet 2 acheté = 1 offert
à aiguilles 1 acheté = 1percing à pistolet offert
nombril 1 acheté = percing à pistolet 2 offert
😍😍Araraoty ary fa semaine du 22 ihany io an🥰🥰😋
numéro wattsap 0342910299🥰😇
Aza adino manasa ny namana hi s'abonne Ô😘
BONSOIR Daholo ô😍
Asiantsika promotion indray ho amin'izao akaiky fête zao an😍😍
Toutes les prix de percing ont un discount de 100rs🥰🥰😃
30/04/2026
✨️✨️Bonjour daholo O!✨️✨️
Afaa manao à domicile zah hoan i rahampitso hariva🥰🥰🥰
✨️Manao percing lela,foitra,orona,vava hoan izay liana avec Premier soin✨️✨️
#À pistolet 200rs miaraka ny tevika 1🥰
#À aiguilles:400 rs miaraka ny tevika 1🥰
Ny lela(langue) ,sy foitra (nombril) tompoko tsy maintsy déjà stérilisé no atao percing 🤗 fa ny ankohatr'ireo ianao no misafidy. 🤗 700rs,600rs,10000rs🥰🥰 arakarak'ny kavina safidianareo 😍🥰😋
numéro wattsap 0342910299🥰😇
21/04/2026
Bonsoir daholo ô😍😍 ireto indray ny arrivage boucles ato Percing By Tinah 😍😋😋 aza adino ny mandefa message ato n'a : +261342910299 raha misi mahaliana anao ô🥰
11/04/2026
Bonjour daholo ô🥰🥰
Andao ndray asiantsika promotion demain e😍😍
#1 percing nombril acheter = 1percing à pistolet offert 😍😍😍😋
Mandefasa message ato na numéro wattsap +261342910299
03/04/2026
Merci à ce couple qui ont passé chez nous aujourd'hui pour faire leurs percing à 2 🥰😍
& lobe
Aza misalasala manantona raha hiaraka anao percing toa an izi 2 ihany koa ianareo an💗
Bonjour daholo😍😍😃
Rahampitso 4Avril asiantsika promotion ny percing à pistolet 😁😊
Tongava maro an:
# 1 Percing à pistolet acheter= 1 percing à pistolet offert 😍😍😍🥰😋
Zany hoe lasa 200rs zany ny percing anak2 miaraka . 🥰😘
03/04/2026
Salama daholo😍😍🥰
la réalisation du smiley et Monroe d'une cliente😍😍😋
Aza misalasala foana manontany sy manantona fa manao ny realisation percing ze tinareo izahayy😍😍🥰😋.
23/03/2026
Bonjour daholo O😍😍🥰 aiza daholo ianareo ilai niandry percing de nombril reny 😍😍🥰 afaka miverina amzay fa efa tonga ny arrivage boucle antsika😍🥰
Maro azo isafidianana tsara
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Moka
Saint Pierre Village