Produits de Grand -mère Malagasy
Bio
04/04/2022
Bonjour daholy e !samia mijery Ny horoscope ary 😃😃😃 ♈️Bélier : 21 mars - 20 avril : Hiaina zavatra hafa kely ianao anio , dia mahaiza manaraka ny onjam-piainana eny.
♉️Taureau : 21 avril - 21 mars : asehonao tsara fa tena voafehinao tsara io asanao io
♊️Gémeaux : 22 mai - 21 juin : Hazoto be ianao amin'ity alatsinainy ity , efa ao tsara ny fiomananao
♋️Cancer : 22 juin - 22 juillet : Somary hitamberina kely ao an-dohanao ireo disadisa fahiny
♌️Lion : 23 juillet - 22 août : Tandremo fa manimba anao ny fialonana
♍️Vierge : 23 août - 22 septembre : mivononà fa tsy misy tanjona mora tratrarina izany eo fa mila mikiry ianao
♎️Balance : 23 septembre - 22 octobre: izay olona manembatsembana anao dia aza hiasana loha akory
♏️Scorpion : 23 octobre - 22 novembre: hita taratra eny aminao lalandava ny tsikitsiky sy ny hafaliana anio
♐️Sagittaire : 23 novembre - 21 décembre : Mahaiza misafidy izay olona hilazana ny tsiambara-telonao
♑️ Capricorne : 22 décembre - 20 janvier : Fitiavana no mila asehonao anio
♒️Verseau : 21 janvier - 19 février: Hakao tsirony avokoa izay rehetra hataonao anio
♓️Poissons : 20 février - 20 mars : Hahavita ny asa ao anatin'ny fotoana fohy ianao anio
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toamasina Street, Abuja Municipal
Abuja