Transit Mada

Transit Mada

Partager

Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Transit Mada, Beauté, cosmétiques et remise en forme, Rue Antananarivo, La Possession, Réunion-France.

Photos from Transit Mada's post 31/05/2022

Eo ihany izany resaka izany fa ndeha hifampisintona miakatra isika .
Na iza ianao na iza , na firy taona na firy .
Manambola ianao fa tsy hitanao izay hanodinana azy , manana fond ianao fa kely ✨
Mety aminao ity ka hatomboy dieny izao ny business nao ❤️ary hafaro any Chine izay entana tinao rehetra mba hahazo zavatra maro tsara mora vidy ianao ary afaka manodimbola tsara , Vetivety ary aingana ✨

Manampy anao feno izahay ato @ Transit Mada amin’ny fanafarana izany voalohany ka hatraminny farany .
Tsy mametra budget ampiasaina izahay ary Assurer ny fahatongavan’ny entana 😍

Raha mila fanazavana fanampiny dia tsara indrindra ny manantona mivantana ny misy anay ety ankadifotsy .
Hialana tsiny sahady ireo message mety tsy ho voavaly raha tsy miantso ny laharana 034.02.384.08 mialoha noho ny fahamaroan’ny message sy ireo olona tsy matotra maro .

TransiT Mada : « Mon colis , c’est mon bonheur »

Photos from Transit Mada's post 23/05/2022

Colis bien arrivé 😍😍😍 “Mon colis c’est mon bonheur” ❤️❤️❤️❤️

Photos from Transit Mada's post 14/05/2022

Koa satria marobe isika no te hanafatra entana any Chine , te haka izany lohan’entana mora indrindra izany kanefa tsy mahita hoe inona no tena mandeha mba hanodinambola haingana !
Na ihany koa kely ny vola eo ampelatanana .. Afaka manantona anay avy hatrany ianareo amin’ny fanafarana sy ny fanorona lalana makasika izany !
Hatokisana 100%
Tsy mametrak budget ampiasaina.
Maro loatra ny message ary maro ireo tsy matotra ka raha azo atao dia miantso avy hatrany ny laharana 034.02.384.08 raha anao commande
Na manantona ny misy anay ety Ankadifotsy raha mila fanazavana bebe kokoa

Sary fanehoana :

Photos from Transit Mada's post 06/05/2022

Colis bien arrivé ❤️
L’arrivé d’un colis fait toujours le bonheur d’un client et donne honneur à nous 🤩

N’hésitez pas à passer chez nous pour préparer un avenir meilleur en passant vos commandes ✨

Photos from Transit Mada's post 13/04/2022

😍😍 c’est toujours avec une immense joie que les clients reçoivent leur colis chez nous ❤️❤️
Et c’est immense plaisir pour nous de vous voir épater par l’arrivée de vos colis 📦🥰

Photos from Transit Mada's post 07/04/2022

Colis bien arrivé ❤️❤️❤️ clients satisfait 🤍🤍
Transit Mada
034.02.384.08

Photos from Transit Mada's post 31/03/2022

Tsy mitsahatra ny manome fahafaham-po anao izahay eto amin’ny fanafarana ireo entana rehetra izay tianao ho jifaina any chine.

Lalana voalohany fampitomboana vola haingana indrindra eto Madagasikara amin’izao ny famarotana entana mora vidy avy any ivelany ✨

Tsy manisy plafond ny budget azonao ampiasana izahay satria te hanampy be anao ,ka izay eo ampelatananao no ampiasao hitombo tsikelikely ❤️ assurer tsara ny fahatongavan’ny entana ✨

Koa aza misalasala dien’izao , ity ny lalana ho anao
Mamiratra ny hoavintsika ao aloha kely ao 🥰

Nb: Ny tsara indrindra dia manantona mivantana ny siege Ankadifotsy

: “Mon colis c’est mon bonheur”
034.02.384.08

Photos from Transit Mada's post 19/03/2022

Cosmétiques 100% authentique avec code barre 💯

Colis dispo tout de suite ‼️‼️‼️ anti-acné , et anti- imperfection du visage 45pièces ‼️‼️

700.000 Ar cache

À récupérer à Ankadifotsy au siege Ma-Luna
034.02.384.08

Photos from Transit Mada's post 19/03/2022

Cosmétiques 🎁

Colis dispo tout de suite ‼️‼️‼️ Spray fraîcheur et bien être pour la bouche et anti-mauvaise alêne 40 pièces ‼️‼️

500.000 Ar cache

À récupérer à Ankadifotsy au siege Ma-Luna
034.02.384.08

Photos from Transit Mada's post 17/03/2022

Ny fifaliako rehefa tonga ny entako ❤️❤️❤️

Ny ao atsaiko : “💸💸💸💵💵💸💸💸💵💵💵”

Ianao koa aza misalasala raha te hanitatra ny business nao ho lasa tena izy , tena ngeza , ary vety2 de lasa be🤍 lohany amin’ny fandraisana an-tanana ny fanafarana ny entanareo ny tenako 🤍

Mapanakarena an’i chine ara economika voalohany indrindra ny famokarany usine maro sy mora indrindra ireo entam-batotra rehetra manera-tany .

Afaka miresaka mivantana momba izany isika ety Ankadifotsy no misy anay .

Transit Mada : “Mon colis , c’est mon bonheur “ 🥰
034.02.384.08

Bonne journée tout le monde ❤️

Photos from Transit Mada's post 07/03/2022

Marobe ny sac moins de 10.000 ar ao chine 🤍🤍 bonne qualité !!

Aza misalasala manodina ny eo ampelatanana , ny kely hatrany no lasa Be !!
Manampy anao izahay ato amin’ny TRANSIT MADA PROJECT !!

034.02.384.08
Lieu : Ankadifotsy

Photos from Transit Mada's post 07/03/2022

TRANSIT MADA PROJECT

Fantatrao ve ireo zavatra - de 6000 Ar en chine ?? 🥰
Fantatrao ve fa ny Ny fampiasana vola aminy zavatra majinika no mampanambola vetivety indrindra eto Madagasikara ?

Koa aza misalasala mampiasa izay eo ampelatanana anodinana azy❤️
Contactez-nous directement : 034.02.384.08
Hanampy anao izahay 🤍

Siège : Ankadifotsy

Vous voulez que votre entreprise soit Salon De Beauté la plus cotée à Réunion-France ?
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.

Téléphone

Site Web

Adresse


Rue Antananarivo, La Possession
Réunion-France
97419

Heures d'ouverture

Lundi 06:00 - 19:00
Mardi 07:00 - 19:00
Mercredi 07:00 - 19:00
Jeudi 07:00 - 19:00
Vendredi 07:00 - 19:00
Samedi 07:00 - 19:00