Caprice à p'tit prix
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Caprice à p'tit prix, Health/Beauty, .
03/06/2026
Coucou😻🥰
Live raraka be tsika am 10h‼️
10.000Ar daholo ny pull amin’io fa omano ny mega🤩arahantsika tee shirt 2.000Ar koa🤑crop stylé 5.000Ar🥳
🚫aza tara akie Manjakely an🥹
Bisous dia avy eo😉🥰
🚫12.000Ar ny pull🚫
🚫Live mora be am 19h🚫
12.000Ar ny pull😍
Tsy indroa miseho io fa aza tara🥺
02/06/2026
Coucou les Mamans❤️🔥
Liana amin’ny zavatra mamy kely ohatran’izao ve nareo?🥺🥰
Hanomboka ny aventure antsika fa homano ny connection sy ny rehetra🍭😘
‼️Live mixte‼️
Rideaux ❤️🔥ensemble short❤️🔥 kapa slide❤️🔥
🚫Prix dépôt 🚫toujours à p’tit prix foana foana❌
31/05/2026
‼️13.000Ar‼️
Ireto indray ny arrivage manaraka zareo an❤️🔥
Prix et taille sur chaque photo📌
Livraison Tana et partout les provinces 🇲🇬
01pull majankely=13.000Ar❤️🔥❤️🔥
19/05/2026
‼️13.000Ar daholo‼️
Gros pull lohany be daholo 🥰
Mahazo daholo na ny maka 1 na ny maka maro💗
Araka ny hahafantaràareo anay dia p’tit prix foana 😍🤤
Livraison partout 🚛
18.000Ar dia mahazo‼️
Gros pull manjakely💯
07/05/2026
Arrivage ‼️
Gros pull mafana kely 🥰
15.000Ar dia mahazo❤️🔥
Jp+contact ny confirmation antsika an😊 🥰